Calendrier

Novembre 2009
L M M J V S D
            1
2 3 4 5 6 7 8
9 10 11 12 13 14 15
16 17 18 19 20 21 22
23 24 25 26 27 28 29
30            
<< < > >>

Dada-Mama(Par Hery)

Samedi 12 avril 2008
A Bordeaux à la naissance de Sam




Image and video hosting by TinyPic
Jeudi 3 avril 2008




Jeudi 3 avril 2008


CLIC ICI pour Visiter son blog-MERCI !


Jeudi 3 avril 2008




Jeudi 3 avril 2008



C ' est en Malgache

05 mai 1924 -
10 décembre 2007

MAMA malalako , malalanay

 


Vady navelan ' Itompkolahy
RAKOTONDRAINY Daniel

83 taona izy no maty
Moa raha ny tiana sy satry
Dia ny mbola velona izy anio
Nefa izao no tadidio :. . .

. . . Ny fiainany manontolo
Dia natolony daholo
Ho an ' ilay Jesosy Tia
Mpamonjy ireo mania .

Ny fitantarany tsy mitsahatra
Ny fitiavan ' Ilay Mpandahatra
No nandaniany ny androny sisa
Rehefa lehibe ireo zanany miisa
8 mianadahy
6 vavy , 2 lahy .
Vehivavy be finoana
Navitrika tamin ' ny fanompoana
Mivavaka andro aman ' alina
Hisian ' ireo voavonjy an ' alinalina

Mivavaka ho anao izay namany
Ireo fianakaviana sy ny taranany
Ho tahian ' Andriamanitra sy hamoa
Mba ho eo akaikin ' ny Tsitoha

Kristy maty ho anao
Hanananao fiainam-baovao
No nambarany ombieny ombieny
Sy nataony tori - teny

Mitsahatra MAMA ankehitriny
Ary izao no faniriany
Hisafidiananao ny lanitra
Handraisanao ny famonjen ' Andriamanitra .

 

 


Créer un blog sur over-blog.com - Contact - C.G.U. - Rémunération en droits d'auteur - Signaler un abus